FANTATRAO (Ny Ainga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatrao ozxdh fa mbola zaza aho
Ka nahoana no iarahanao
Fantatrao (bis)
Ka nahoana no fitahinao

Nanodoka ny hoe : " TIAKO IANAO "’
Zay arahan’ ny fampanantenana
Mambabo ireo resany sy ireo fanomezany
Fanimbana anefa no Katsahiny.

Ranomody amie aho, rano mody
Izy kosa te hisodisody
Toa ny afo anie ny aty, k’asanao hampiara-dia
F asehoy anay ’lay tena fitia

- Vorona o ! etsy hafarako ianao
Hitondra izao hafatro izao
Any an-tany lavitra any ou ! ou !

- Vorona founda o ! mba faingana re ianao
Fa lavitra ne elanelan-tany
Hampitondraiko ’zao hafatro izao ou ! ou !
Ry lanitra o ! …
Tsimbino ny fitiavan-dRay sy Reny
Sao dia miova manadino
’Reny velirano ireny (2)
Ny kamboty mbola kely o !
Ry lanitra o ! tantano
Mipitrapitra samirery
Tsy mba manana mpijery (2)
Ry lanitra o ! …

- Vorona o ! mba faingana re ianao
Fa lavitra ne elanelan-tany
Hampitondraiko ’zao hafatro izao ou ! ou !
Vorona o ! arovy eo ambany elatrao
Ny marary sy farofy
Tsy mba manadino anao (2)

- Vorona o ! etsy tononkira.serasera.org hafarako ianao
Hitondra izao hafatro izao
Any an-tany lavitra jcdnuju any ou ! ou !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Ainga
Visites : 6813
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ravo
Date : 06/04/2003 07:48
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1929