Tsy misy afa (Ny AFI(vinaninkarena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ts’ isy hafa isika rehetra
Tsy hafa isika rehetra
Fa tena iray ao amin’ i Kristy
Koa asakasakareo
Koa dia lozanareo
Raha tsy hifankatia
Ts’ isy hafa isika rehetra
Tsy hafa isika rehetra
Fa tena iray amin’i Kristy
Izaho no voaloboka
Fa ianareo no sampana
Izay miray ato amiko
Dia tsy halazo, tsy halazo hoy ny tompo
Ts’ isy hafa isika rehetra
Tsy hafa giydnjb isika rehetra
Fa tena tononkira.serasera.org iray ao amin’i Kristy
Koa asakasakareo
Koa mmxzoth dia lozanareo
Raha tsy hiaradia
Ts’ isy hafa isika rehetra
Tsy godlypta hafa isika rehetra
Fa tena iray ao amin’i Kristy
Izaho no voaloboka
Fa ianareo no sampana
Izay miray ato amiko
Dia tsy halazo tsy alazo hoy ny Tompo
Ts’isy hafa isika rehetra
tsy hafa isika rehetra
fa tena iray ao amin’i Kristy
Tsy hafa isika rehetra
Fa tena iray ao amin’ i Kristy
Koa asakasakareo
Koa dia lozanareo
Raha tsy hifankatia
Ts’ isy hafa isika rehetra
Tsy hafa isika rehetra
Fa tena iray amin’i Kristy
Izaho no voaloboka
Fa ianareo no sampana
Izay miray ato amiko
Dia tsy halazo, tsy halazo hoy ny tompo
Ts’ isy hafa isika rehetra
Tsy hafa giydnjb isika rehetra
Fa tena tononkira.serasera.org iray ao amin’i Kristy
Koa asakasakareo
Koa mmxzoth dia lozanareo
Raha tsy hiaradia
Ts’ isy hafa isika rehetra
Tsy godlypta hafa isika rehetra
Fa tena iray ao amin’i Kristy
Izaho no voaloboka
Fa ianareo no sampana
Izay miray ato amiko
Dia tsy halazo tsy alazo hoy ny Tompo
Ts’isy hafa isika rehetra
tsy hafa isika rehetra
fa tena iray ao amin’i Kristy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AFI(vinaninkarena)Hits : 2266
Likes : 0 Like
Created by : Jemes
Date : 10/09/2005 11:34
