Tsy misy afa (Ny AFI(vinaninkarena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ts’ isy hafa isika rehetra
Tsy hafa isika rehetra
Fa tena iray ao amin’ i Kristy
Koa asakasakareo
Koa dia lozanareo
Raha tsy hifankatia
Ts’ isy hafa isika rehetra
Tsy hafa isika rehetra
Fa tena iray qhgamyar amin’i Kristy
Izaho no voaloboka
Fa ianareo no sampana
Izay miray ato amiko
Dia tsy halazo, tsy halazo hoy ny tompo
Ts’ isy hafa isika rehetra
Tsy hafa isika rehetra
Fa tena iray ao amin’i tononkira.serasera.org Kristy
Koa asakasakareo
Koa dia lozanareo
Raha tsy hiaradia
Ts’ isy hafa isika rehetra
Tsy hafa isika rehetra
Fa tena iray ao amin’i Kristy
Izaho no voaloboka
Fa ianareo no sampana
Izay miray ato amiko
Dia tsy halazo tsy alazo hoy ny Tompo
Ts’isy hafa isika rehetra
tsy hafa isika rehetra
fa tena uylkpl socx iray ao amin’i Kristy
Tsy hafa isika rehetra
Fa tena iray ao amin’ i Kristy
Koa asakasakareo
Koa dia lozanareo
Raha tsy hifankatia
Ts’ isy hafa isika rehetra
Tsy hafa isika rehetra
Fa tena iray qhgamyar amin’i Kristy
Izaho no voaloboka
Fa ianareo no sampana
Izay miray ato amiko
Dia tsy halazo, tsy halazo hoy ny tompo
Ts’ isy hafa isika rehetra
Tsy hafa isika rehetra
Fa tena iray ao amin’i tononkira.serasera.org Kristy
Koa asakasakareo
Koa dia lozanareo
Raha tsy hiaradia
Ts’ isy hafa isika rehetra
Tsy hafa isika rehetra
Fa tena iray ao amin’i Kristy
Izaho no voaloboka
Fa ianareo no sampana
Izay miray ato amiko
Dia tsy halazo tsy alazo hoy ny Tompo
Ts’isy hafa isika rehetra
tsy hafa isika rehetra
fa tena uylkpl socx iray ao amin’i Kristy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AFI(vinaninkarena)Visites : 2214
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jemes
Date : 10/09/2005 11:34
