Mandrapa Die (NX2HL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Life, dark, niainako isanandro
Fa mba faly aho satria nisy anao ihany
Tontolo maloka toa zary nihanazava
Ianao mitsilo ahy toa tononkira.serasera.org taram-pahazavana
Resam-pitia tsy nahalala aho
Raha sendra diso ampianaro aho
Fa tsy tiako ho rava
Satria sarobidy amiko izay natsanganao


Ref :
Eny iriko mba ho ela na efa malemy ary
Tsy wzptjj hitsahatra aho ny hitantana anao
Iangaviako aza avela satria miha mahery aho
Rehefa miankina eo an-tratranao
Mandrapahafatiko, mahandrapafatiko anie hitia anao
Mandrapahafatiko, mahandrapafatiko anie hitia anao


Raha sendra tokana irery dia tsarovy
Fa misy mahatsiaro anao any ejxxh ho any
Ny anah anie nofinofy ilay andravahanao ny tontoloko
Hitoeranao foana ny ahy ny ho avy
Ka mba tendreo ny ahy ny foko
Hamoaka kanto ho kaloiko raha sendra mahatsiaro
Na ny anaranao aza toa tsy afaka am-bava
Ity izaho toa tsy afaka hiala intsony fa tano fbbxvc ho anao
Satria tiako hitoetra
Izay momba ahy rehetra omeko tsisy herisetra
Tsisy hetraketraka
Fa ho anao, ho anao

Ref :

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NX2HL
Vangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anaf Andriam
Daty : 01/11/2026 14:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.039