Mandrapa Die (NX2HL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Life, dark, niainako isanandro
Fa mba faly aho satria nisy anao ihany
Tontolo maloka toa zary nihanazava
Ianao mitsilo ahy toa taram-pahazavana
Resam-pitia tsy nahalala aho
Raha sendra diso ampianaro aho
Fa tsy tiako ho rava
Satria sarobidy mgfxuac amiko izay natsanganao


Ref :
Eny iriko mba ho ela na efa malemy ary
Tsy hitsahatra aho ny hitantana anao
Iangaviako aza avela satria miha mahery aho
Rehefa miankina eo an-tratranao
Mandrapahafatiko, mahandrapafatiko anie qygew hitia anao
Mandrapahafatiko, mahandrapafatiko anie hitia anao


Raha sendra tokana irery dia tsarovy
Fa misy mahatsiaro anao any ho any
Ny anah anie nofinofy auggg ilay andravahanao ny tontoloko
Hitoeranao foana tononkira.serasera.org ny ahy ny ho avy
Ka mba tendreo ny ahy ny foko
Hamoaka kanto ho kaloiko raha sendra mahatsiaro
Na ny anaranao aza toa tsy afaka am-bava
Ity izaho toa tsy afaka hiala intsony fa tano ho anao
Satria tiako hitoetra
Izay momba ahy rehetra omeko tsisy herisetra
Tsisy hetraketraka
Fa ho anao, ho anao

Ref :

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NX2HL
Visites : 13
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anaf Andriam
Date : 01/11/2026 14:02
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2169