Vetso (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro anao foana aho
Ry ilay tiako lavitra ahy
Ny coyclgc ato ampoko toa misaona,
Lasa saina mahatsiahy.
Mahatsiaro anao foana aho
Ry tsy foiko tononkira.serasera.org sy lalaiko
Mba maniry ny hihaona
Aminao ry sombinaiko
Fiv: Mba satriko e! ny cuewnuyy hitoetra anilanao
Hamihina anao lrvcgxvq raha azo atao
Hankamamy ilay fitia, ilay fitia,
Tiako mba haharitra doria !
Nefa indrisy nofy izany,
Eritreritro ihany
Ry tsy foiko lavitra any
Mba iantrao 'ty fo tomany
Fiv.
Indro alefako hiampita
Amin-kira izay kaloiko
Mino aho fa ho tafita
Aminao ny vetsom-poko
Ry ilay tiako lavitra ahy
Ny coyclgc ato ampoko toa misaona,
Lasa saina mahatsiahy.
Mahatsiaro anao foana aho
Ry tsy foiko tononkira.serasera.org sy lalaiko
Mba maniry ny hihaona
Aminao ry sombinaiko
Fiv: Mba satriko e! ny cuewnuyy hitoetra anilanao
Hamihina anao lrvcgxvq raha azo atao
Hankamamy ilay fitia, ilay fitia,
Tiako mba haharitra doria !
Nefa indrisy nofy izany,
Eritreritro ihany
Ry tsy foiko lavitra any
Mba iantrao 'ty fo tomany
Fiv.
Indro alefako hiampita
Amin-kira izay kaloiko
Mino aho fa ho tafita
Aminao ny vetsom-poko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 1968
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tynede
Daty : 18/06/2021 14:56
