Tsisy vaovao (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Elaela izay isika tsy nifankahita
Fitadiavana tsy mety vita
Fa tononkira.serasera.org mitady anao ny tontolo
Miandry anao hikolokolo

Elaela marina tsy nifankahita
Ataoko akory fa izay ty fiainantsika
Tsy maintsy mitady fa zqjdl mba te ho tafita
Tsy hoe manalino fa sahira

Tsisy pxnxg vaovao mety ambarako anao
Tsisy vaovao holazaiko aminao
Zaho tsy miova e, zaho fa ngoma e
Saomantsika rahatrizay

Raha ny vaovao, tsisy hatramizao
Tsisy ambara anao, fa evbcadp manantena anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njakatiana
Vangy : 7668
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : zoubelou
Daty : 06/09/2007 17:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0428