Resinao (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy handoka intsony aho
tsy hiteny firy tononkira.serasera.org aho
fa izay hitako hatrizay
lazaiko teny iray
izaho koa xket efa may

Fa iarl babonao tokoa
ity fo naniry soa
ka mba aza odianao
odianao tsy hay fa sao
ho lasa adala eo aho

ref:
Resinao, resinao tokoa eny aho
resinao babo tokoa
resinao, resanao tokoa eny aho
tsy ahy intsony moa
ity tenako
fa izaho dia vonona ho anao
ho anao

Fa babonao azkhb tokoa
ty fo maniry soa
ka mba aza odianao
odinao tsy hay fa sao
sao lasa adala eo aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njakatiana
Vangy : 17336
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : tsiry
Daty : 17/03/2002 20:13
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0123