Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mariazy (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho sy ianao
Hatramin’izao
Mpifankatia hiara-dia
Faly tokoa
Tena ho toa
Ny fjqbrr fikasana izay niombonana
Andro vaovao
Ho ahy sy ho xzcbrgfc anao
Tsy hohadinoiko sanatria
Fa olon-droa
Hifanasoa
Hikambana ho ankohonana
Izao no tena hasambarantsika
Ka ny soa hitohy qsacnfjs hatrany
Ireo adidy miandry antsika
Tsiky tsy tomany
Isika izao
Tsy hifandao
Ho fo mitempo mifangia
Tena tononkira.serasera.org ho iray
Mandrakizay
Fa efa vita voady ho doria
Hatramin’izao
Mpifankatia hiara-dia
Faly tokoa
Tena ho toa
Ny fjqbrr fikasana izay niombonana
Andro vaovao
Ho ahy sy ho xzcbrgfc anao
Tsy hohadinoiko sanatria
Fa olon-droa
Hifanasoa
Hikambana ho ankohonana
Izao no tena hasambarantsika
Ka ny soa hitohy qsacnfjs hatrany
Ireo adidy miandry antsika
Tsiky tsy tomany
Isika izao
Tsy hifandao
Ho fo mitempo mifangia
Tena tononkira.serasera.org ho iray
Mandrakizay
Fa efa vita voady ho doria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 15358
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/10/2006 18:33
