ISIKA SY MADA (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ISIKA SY MADAHAVAKO ABY AH!
MAHATSIARO ANAREO FOANA AHO ATY
O RY TIAKO AH!
NY MISY ANAO ATY MANGINGINA
TE HANDEHA, FA MANEMBONA IREO HAVATIANA OH YEAH!
O RY ZANDRYA AH!
MBA TOY IZANY VE IANAREO?
RY SAKAIZA AH!
AKORY ATAO F’EFA IZAO NO MISEHO
NA IZAY, AZA KIVY AZA MANAHY
AZA DIA LANY FANAHY
MAHEREZA MITRAKA
REF:
ONTSA MAHATSIARO ‘REO KORANA
‘REO TABATABA SY LALAO
NY FO SY NY SAINA MIHODINA, VERY FANAHY ANY AHO
NY ADY IZAY HATREHINA
DIA HO AHY SY HO ANAO
NY TOMPO KOA HOMBA ANAO
O RY GASY AH!
NY FANANTENANA ILAINTSIKA KOA
O LEHIRETSY AH!
MANANA FINOANA F’IZAY NO HAHASOA
KA AVY EO,
DIA HIPOSAKA INDRAY ILAY HAZAVANA IRAY
FIFALIANA AMIN’IZAY
REF:……………..
HE SAMBATRA TOKOA IZAHAY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 937
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njakarius
Daty : 02/07/2020 23:39