Fetinao androany (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
’Zao indray no iarahabako anao
Mitsingerina androany ny nahaterahanao
Mitsikia sy mifalia pytwy sy miravoa
Fa ny anio dia andro soa tokoa

Ny hafalianao hafaliako ihany koa
Ny hasambaranao no tena hasambarako tokoa
Ho tanteraka tokoa izany anio
Ny ato antsaina ny txpucpr fo madio

Izaho anefa jrsld tsy mahatakatra
Zavatsarobidy fatratra
Fa ny atolotro izao dia ny hira ho anao

fiv:
Arahabaina fa tratry ny fetinao
Arahaba ka manoroka anao
Mba ho lava tononkira.serasera.org andro iainana ety
Hiaraka eto foana sy hifankatia.

’Zao indray no iarahabako anao
Mitsingerina androany ny nahaterahanao
Mitsikia sy mifalia sy miravoa
Fa ny anio dia andro soa tokoa.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njakatiana
Vangy : 26728
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : dd
Daty : 02/08/2003 05:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0338