Embona (ft. Nida) (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa injay lavitra ianao
Toa mandà tsisy mety izay atao
Mangahiahy, ranomaso raraka
Ny fiainako eny inoako fahavaratra
Hatramin'izay nandehanao
Zara aho raha mitsiky hatr'izao
Mitamberina ny ora niarahana
Ny alahelo no mibahana
Tsy fantatro intsony lulsh izay mahazo
Embon'ny fitia nanjary tazo
Mangovitra sxja ny fo, tsy hita ho fihinina
'Zany angamba no fanala very ririnina
Mino aho nefa izao tsy aharitra
Ho avy ianao vony hitondra hanitra
Any andro iray ny volana hihaona
Ho tojo ny andro lohataona
Tsy ny fotoam-pijinjana eny tononkira.serasera.org am-parihy
Arahin'ny jschb siokam-boronkely mandihy
Fa izaho sy ianao miaraka mikalo
No teny koa toy ilay fararano
Tsy ny fotoam-pijinjana eny am-parihy
Arahin'ny siokam-boronkely mandihy
Fa izaho sy ianao miaraka mikalo
No teny koa toy ilay fararano
Toa mandà tsisy mety izay atao
Mangahiahy, ranomaso raraka
Ny fiainako eny inoako fahavaratra
Hatramin'izay nandehanao
Zara aho raha mitsiky hatr'izao
Mitamberina ny ora niarahana
Ny alahelo no mibahana
Tsy fantatro intsony lulsh izay mahazo
Embon'ny fitia nanjary tazo
Mangovitra sxja ny fo, tsy hita ho fihinina
'Zany angamba no fanala very ririnina
Mino aho nefa izao tsy aharitra
Ho avy ianao vony hitondra hanitra
Any andro iray ny volana hihaona
Ho tojo ny andro lohataona
Tsy ny fotoam-pijinjana eny tononkira.serasera.org am-parihy
Arahin'ny jschb siokam-boronkely mandihy
Fa izaho sy ianao miaraka mikalo
No teny koa toy ilay fararano
Tsy ny fotoam-pijinjana eny am-parihy
Arahin'ny siokam-boronkely mandihy
Fa izaho sy ianao miaraka mikalo
No teny koa toy ilay fararano
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 7174
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Bditra
Daty : 07/03/2018 11:55
