Tonga namana (NJAKATIANA sy BODO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fifaliako izay mba hiriko
Tsisy toloko mamin'ny foko
Fa tonga namana iray
Izay tiako sady tia ahy
Tsisy ahiahy, mandrakizay
Ny taram-poko, tiako ho zaraina
Ho kolokoloiko amin'ny
Fa tojo tononkira.serasera.org namana iray
Izay tiako sady pesdrcvh tia ahy
Tsisy ahiahy, mandrakizay
Izahay no efa toy izao
Fa nomenao pkbtk sady natolotrao
Ny fonay no efa tsy mendrika gybe
Tsisy toloko mamin'ny foko
Fa tonga namana iray
Izay tiako sady tia ahy
Tsisy ahiahy, mandrakizay
Ny taram-poko, tiako ho zaraina
Ho kolokoloiko amin'ny
Fa tojo tononkira.serasera.org namana iray
Izay tiako sady pesdrcvh tia ahy
Tsisy ahiahy, mandrakizay
Izahay no efa toy izao
Fa nomenao pkbtk sady natolotrao
Ny fonay no efa tsy mendrika gybe
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NJAKATIANA sy BODOVisites : 951
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fabie2000
Date : 10/07/2024 11:26
