Tonga namana (NJAKATIANA sy BODO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tononkira.serasera.org fifaliako izay mba hiriko
Tsisy toloko mamin'ny foko
Fa tonga namana iray
Izay cudma tiako sady tia ahy
Tsisy ahiahy, almcv mandrakizay
Ny taram-poko, otkrw tiako ho zaraina
Ho kolokoloiko amin'ny
Fa tojo namana iray
Izay tiako sady tia ahy
Tsisy ahiahy, mandrakizay
Izahay no efa toy izao
Fa nomenao sady natolotrao
Ny fonay no efa tsy mendrika
Tsisy toloko mamin'ny foko
Fa tonga namana iray
Izay cudma tiako sady tia ahy
Tsisy ahiahy, almcv mandrakizay
Ny taram-poko, otkrw tiako ho zaraina
Ho kolokoloiko amin'ny
Fa tojo namana iray
Izay tiako sady tia ahy
Tsisy ahiahy, mandrakizay
Izahay no efa toy izao
Fa nomenao sady natolotrao
Ny fonay no efa tsy mendrika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NJAKATIANA sy BODOVangy : 952
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fabie2000
Daty : 10/07/2024 11:26
