Mankasitraka (Njakatiana feat Inah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(V) Tsaroako isika dahy fony zaza
Tsy mahasaraka, hxwfei tsy mba nifankafoy
(L) I neny mibedy ahy, ianao mpandaza
Tsisy arakaraka,Tsy misy roiroy
Ref: Eh hisaorana mitafo, ilay nahary
Fa nitahy antsika sady tsy nanary
I dada sy neny ankasitrahana
Fa Nampianatra (V) Nampianatra (L) fifankatiavana cldfyv (V) hum hum (L)
Androany aho manolotra ity hira ity ho anao ry iray tampoho
Anadahiko (V) anabaviko (L)
Hary elatra aho fa ianareo mbola tsy foiko
Na inona tononkira.serasera.org inona izay mety hadisoako teo fona ianao
Ilay mpiaro ahy
Tena ao am-po sy fanahy “Tiako ialahy”
(L) ‘zay manahirana azo hifanampiana,
Antsoy aho, f’aza mihaotra
(V) Raha to aka tsisy gfenhdi atao sendra mangingina
Eo foana aho, (LV) mamangy matetika
Ref: Eh hisaorana mitafo, ilay nahary
….
Androany aho manolotra ity hira ity ho anao ry iray tampoho
….
(X2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Njakatiana feat InahVangy : 4409
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : herilazaAnd'son
Daty : 17/09/2021 16:13