Mankasitraka (Njakatiana feat Inah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(V) Tsaroako isika dahy fony zazaTsy mahasaraka, tsy mba nifankafoy
(L) I neny mibedy ahy, ianao mpandaza
Tsisy arakaraka,Tsy misy roiroy
Ref: Eh hisaorana mitafo, ilay nahary
Fa nitahy antsika sady tsy nanary
I dada sy neny ankasitrahana
Fa Nampianatra (V) Nampianatra (L) fifankatiavana (V) hum hum (L)
Androany aho manolotra ity hira ity ho anao ry iray tampoho
Anadahiko (V) anabaviko (L)
Hary elatra aho fa ianareo mbola tsy foiko
Na inona inona izay mety hadisoako teo fona ianao
Ilay mpiaro ahy
Tena ao am-po sy fanahy “Tiako ialahy”
(L) ‘zay manahirana azo hifanampiana,
Antsoy aho, f’aza mihaotra
(V) Raha to aka tsisy atao sendra mangingina
Eo foana aho, (LV) mamangy matetika
Ref: Eh hisaorana mitafo, ilay nahary
….
Androany aho manolotra ity hira ity ho anao ry iray tampoho
….
(X2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Njakatiana feat InahHits : 2506
Likes : 0 Like
Created by : herilazaAnd'son
Date : 17/09/2021 16:13