Azonao antoka ve? (N'Iray feat Ny Avo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve azonao antoka fa voavonjy ianao?
Satria mandalo ihany izao fiainana izao
Tsarovy fa tsy maintsy handalo,
Fahafatesana yfyriqe ny olona tsirairay. (x2)
Namako ô!
Izao fiainana izao anie ka fandalovana ihany
Fa ilay mandrakizay,
Dia ilay eo cozmnxjo an-tratran'ilay Ray
Koa dieny mbola misy fotoana andrenesanao izao antso izao
Koa mibeba izao ianao,
Fa miantso anao Jesosy izao. (x2)
....
Anio raha tsy ho tapa-kevitra ianao
Dia mandraisa Azy ho Tompo sy ho mpamonjy
Ho tsapanao tononkira.serasera.org fa tsy ho irery ianao
Fa Izy no miahy ny fiainanao. (x2)
Namako ô!
Izao fiainana izao anie ka fandalovana ihany
Fa ilay cdqm mandrakizay,
Dia ilay eo an-tratran'ilay Ray
Koa dieny mbola misy fotoana andrenesanao izao antso izao
Koa mibeba izao ianao,
Fa miantso anao Jesosy izao. (x2)
Koa mibeba izao ianao,
Fa miantso anao Jesosy izao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : N'Iray feat Ny AvoVangy : 1308
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 05/11/2021 19:46