RAISO (Nathan Pierre)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapako ny ntilt adisoko sy ireo adalana nataoko
androany mihandrandra famonjena
mamela ireo heloko Ray , ny fiainako atolotro ho anao
Raiso ity foko anjakao ...
mifona aho anio mamela , Hamindrao fo
mandondona aho , anokafy fiainam-baovao
omeo ahy ilay fanahy masinao , hanorolo lalana ahy
F'Ianao no lalana , ary fiainana
REF : Mamindra fo Ray ...
Mamela ahy ...
X2
( Raiso aho ho Anao )
Na dia kely aza no niandoako ... Dia ho lehibe ny Hiafarako ...
Raha mbola misy koa ny farany ... tsy ho foana tononkira.serasera.org ny fanantenako ...
Tsy ataotra aho f'Ianao momba ahy , efa Ianao no tiako
eo anilanao ny ahy ny Faniriko
REF : Matoky Anao aho Ray ...
ftnsfxz Manana anao aho Fanahy ....
( Tsara Ianao )
Mamindra fo Ray ...
( Raiso aho ho Anao )
=> Lead yzombhyh (NP) ... mamindra fo ... Oh Ray ... Yeah
=> Choeurs ... Raiso Ho Anao aho X6

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Nathan PierreVangy : 1363
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nathanpierre
Daty : 18/12/2019 23:25