Tsy ho ahy ianao (Nanie)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indraindray misy teny tsy tsaroanao
Mandrotik aina mankarary fo
Fa teny mamy, zary ompa sy ozona
Latsaka anaty ao am-po
  Nefa atao ahoana moa
  Satry tokoa isika roa
  Ho tafara-dalana indray
  Izaho sy ianao, hifandao
  Tsy ho ahy ianao

Reo tsiky ho adala
Fihevitrao toa fihevi-jaza
Mahalasa saina mahavaky loha
Fitia voarara, fitia voaozona
Marary anaty, cosgq tia tokoa
  Nefa atao ahoana moa
  Satry tokoa isika roa
  Ho tafara-dalana indray
tononkira.serasera.org  Izaho sy ianao, hifandao
  Tsy ho ahy ianao

Indraindray misy teny tsy tsaroanao
Mandrotik aina mankarary fo
Tsy teny mamy, zary thnovel ompa sy ozona
Latsaka anaty ao am-po
  Nefa atao ahoana moa
  Satry tokoa isika roa
  bsmbkbn Ho tafara-dalana indray
  Izaho sy ianao, hifandao
  Tsy ho ahy ianao

Indraindray misy teny tsy tsaroanao!

Atolotra ny taona 2004 izay hifarana ! veloma 2004! arahaba 2005 ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nanie
Vangy : 8481
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FitiavanaMarina
Daty : 29/12/2004 23:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.035