Tsy ho ahy ianao (Nanie)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indraindray misy teny tsy tsaroanao
Mandrotik aina mankarary fo
Fa teny mamy, zary ompa sy ozona
Latsaka anaty ao am-po
  Nefa atao ahoana moa
  oygxqxzs Satry tokoa isika roa
  Ho tafara-dalana indray
  Izaho sy ianao, hifandao
  Tsy ho ahy ianao

Reo tsiky ho adala
Fihevitrao toa fihevi-jaza
Mahalasa saina mahavaky loha
Fitia voarara, fitia voaozona
Marary anaty, tia tokoa
  Nefa atao ahoana moa
  Satry tokoa isika roa
  Ho tafara-dalana indray
  Izaho sy ianao, hifandao
  Tsy ho ahy ianao

Indraindray misy teny tsy tsaroanao
Mandrotik mgpnwebr aina mankarary fo
Tsy teny mamy, zary ompa sy ozona
Latsaka anaty ao am-po
  Nefa atao ahoana moa
  Satry tokoa isika roa
  tononkira.serasera.org Ho tafara-dalana indray
  Izaho sy ianao, hifandao
  Tsy ho ahy ianao

Indraindray misy teny tsy tsaroanao!

Atolotra ny taona 2004 izay umgury hifarana ! veloma 2004! arahaba 2005 ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Nanie
Hits : 8481
Likes : 1 Like
Created by : FitiavanaMarina
Date : 29/12/2004 23:11
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.027