FA NAGNINO (Tagnala very sampy) (Nael)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa nagnino o!
Anao karaha tomany?
Menomenonao jiaby mbola akany @lay tranquille am' kamaradiny any.
Fa nisy ino o!
Iha tsy mety normaly?
Mila fitiava originaly nefa sendra bad-man @lay kanibaly.

[REFRAIN]:
Nagnatena fitiavana 'lay tena doria,
Anao matoria,tsy ilay tena izy iny fa donia ihany.[x2]
(eka riano o!)
Tagnala very sampy manova no mety eh o!
Miambesa anjara masoandro
Mizahava METEO [x2]
...
{morsako ty anomezako moraly,ataoko ddc hoan apela malagasy aby mijaly}
...
Magnova no mety aminao zeigny solution,
Tsisy interet tsisy condition.
An-tany hafa koa manano correction.
Fa tany iha nampijalia,
Ranomaso efa mampahia,
Lafa vita ty tiany nilomay iha
Tsy hay nombany aia..(ntso)
.
[REFRAIN]
.
MKZ
by Safidy English (PetitRequin)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nael
Vangy : 2925
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : safidy.english
Daty : 03/08/2021 12:46
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0109