Irery (Nadji)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Irery aho, irery eto
Irery miandry ety
Irery aho irery miantso
Irery miandry anao.
   Tsapako fa tononkira.serasera.org mafy izany
   Singan’ny lavitra akany
   Irery aho irery miandry
   Irery tsy eo ianao.

Mba any xqmn ianao lavitra any
Tsy mahatsiaro ahy
Ny ato am-poko anefa izany
Toa tsy mitsahatra
Fa ianao ihany no ilaina
Hampitony ireo taraina
Miahotra aho toa tsy sahy
Ny aminao mampiahiahy

     Ho faly sy ho mirana
     Raha indro ianao tonga mandray
     Ilay antsoko izay ela izay
     Vimbino ho ahy ilay hery iray
     Fifankatiavana hatrizay
     Ho voninkazo soa indray
     No vdaakcyc irony iarahako ho iray.

Tsy ho ahy intsony anefa ianao
Tsy hipody ihany koa
Izay angaha no fantatrao
Fa hahitanao soa
Na ho sarotra amiko aza ornkpu izany
Mandehana tsy manahy
   Irery aho, irery eto
   Irery tsy eo ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nadji
Vangy : 3417
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsiky
Daty : 22/02/2003 18:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1532