Ravola (Monika Njava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oooh Ravola oa
Oooh hatraiza oa
Ny herinao sy ny fetranao
Ny herinao sy ny fetranao
Ooh avelao oa
Ooh ity foko oa
Mba hisafidy ny olon-tiako
No hisafidy izay ho vadiako
Voararanao daholo na ny fo mifankatia
Hitsahinao daholo ny maha olona satria
Eny e, resy ihkdakpi izaho
Mangina sisa azo atao
Ref: Lova tsy mifindra ny fomban'ny be ccsnit vola (*3)
Ataoko ahoana izao re foko tia
Ooh ravola oa
Ooh mba mihantrà
Lay foko tononkira.serasera.org hryyk kely mahantra oa
Lay foko tena maratra oa
Lay fombandrazantsika manaiky Ilay fitia
Lay fahantrana kosa tsy mandresy na dia tia
Eny e, resy izaho...
Tomany sisa no azo atao
Ref: Lova tsy mifindra ny fomban'ny be vola (*3)
Ataoko ahoana izao re foko tia
Lova tsy mifindra ny fomban'ny be vola (*3)
Ataoko ahoana izao re foko tia
Lova tsy mifindra ny fomban'ny be vola...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Monika NjavaVangy : 1160
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : catchy
Daty : 06/11/2024 09:11