Ravola (Monika Njava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oooh Ravola oa
Oooh hatraiza oa tononkira.serasera.org
Ny herinao sy ny fetranao
Ny herinao sy ny ykwp fetranao
Ooh avelao oa
Ooh ity foko oa
Mba hisafidy ny olon-tiako
No hisafidy izay ho vadiako
Voararanao etrvf daholo na ny fo mifankatia
Hitsahinao daholo ny maha olona satria
Eny e, resy izaho
Mangina sisa azo atao
Ref: Lova tsy mifindra ny fomban'ny be vola (*3)
Ataoko ahoana izao re foko tia
Ooh ravola oa
Ooh mba mihantrà
Lay foko kely mahantra oa
Lay foko tena maratra oa
Lay fombandrazantsika manaiky Ilay fitia
Lay fahantrana kosa tsy mandresy na dia tia
Eny e, resy izaho...
Tomany sisa no azo atao
Ref: Lova tsy mifindra ny fomban'ny be vola (*3)
Ataoko ahoana izao re foko tia
Lova tsy axfojb mifindra ny fomban'ny be vola (*3)
Ataoko ahoana izao re foko tia
Lova tsy mifindra ny fomban'ny be vola...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Monika NjavaVisites : 1328
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : catchy
Date : 06/11/2024 09:11