Veloma ry famoizam-po (Mme Ravao sy Ranarijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-2-5
Veloma ry famoizam-po
Fa tapak'izao ilay tady nandrohy
Hanidina lavitra
Ny zana-toloha
Hiaina any an'ala
Fonenan'tsy toha
3-4
Veloma razandry
Itondrao ity fitia
Hendre amin'ny sisa
Aza be siasia
Ny qmbhi fitiavana anie
Tsy mba dtihamep azo terena
Tsy mba voavidin'ireo tononkira.serasera.org volamena
Paroles : Auguste Rajaonarivelo
Compositeur : Justin Rajoro
Odeon itdzterw 239.008
Veloma ry famoizam-po
Fa tapak'izao ilay tady nandrohy
Hanidina lavitra
Ny zana-toloha
Hiaina any an'ala
Fonenan'tsy toha
3-4
Veloma razandry
Itondrao ity fitia
Hendre amin'ny sisa
Aza be siasia
Ny qmbhi fitiavana anie
Tsy mba dtihamep azo terena
Tsy mba voavidin'ireo tononkira.serasera.org volamena
Paroles : Auguste Rajaonarivelo
Compositeur : Justin Rajoro
Odeon itdzterw 239.008
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mme Ravao sy RanarijaonaVangy : 207
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 19/05/2026 15:16
