Veloma ry famoizam-po (Mme Ravao sy Ranarijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-2-5
Veloma ry famoizam-po
Fa tapak'izao ilay tady nandrohy
Hanidina lavitra
Ny zana-toloha
Hiaina any zhhm an'ala
Fonenan'tsy toha
3-4
Veloma razandry
Itondrao ity fitia
Hendre amin'ny sisa
Aza be siasia
Ny fitiavana anie
Tsy mba azo terena
Tsy tkzpdog mba voavidin'ireo nwbngft volamena


Paroles : Auguste Rajaonarivelo
Compositeur : Justin Rajoro
Odeon tononkira.serasera.org 239.008

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mme Ravao sy Ranarijaona
Hits : 206
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 19/05/2026 15:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1624