Ampidiro aloha ny tenimiafina
Izao rehetra izao (MIFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
raha mandinika ny asanao zahay Ray ô
dia feno hafaliana tokoa
Ireo zava-boahary marobe
zay noharianao mba ho anay
dia manambara ny fahatsaranao
ouh! ouh! eny tsara Ianao Ray ô
eny tsara snrqwkw tokoa ny asanao
heniky tononkira.serasera.org ny voninahitrao
izao rehetra uomvfw izao
ny habakabaka manambara
ny asan'ny tananao
ny andro samy miteny
amin'ny andro mifandimby
ary ny alina samy manolo-pahalalana
amin'ny alina
lehibe tokoa izany asanao
tsara sady tena mahasoa
ireo vwkfgu loharano an-dohasaha
izay tena mahate hizaha
dia samy ilainay avokoa
dia feno hafaliana tokoa
Ireo zava-boahary marobe
zay noharianao mba ho anay
dia manambara ny fahatsaranao
ouh! ouh! eny tsara Ianao Ray ô
eny tsara snrqwkw tokoa ny asanao
heniky tononkira.serasera.org ny voninahitrao
izao rehetra uomvfw izao
ny habakabaka manambara
ny asan'ny tananao
ny andro samy miteny
amin'ny andro mifandimby
ary ny alina samy manolo-pahalalana
amin'ny alina
lehibe tokoa izany asanao
tsara sady tena mahasoa
ireo vwkfgu loharano an-dohasaha
izay tena mahate hizaha
dia samy ilainay avokoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIFIVangy : 3245
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : groupeMIFI
Daty : 17/11/2009 09:13
