You are here: home > Tononkira > MIFI

Be fitiavana Ianao (MIFI)

BE FITIAVANA


be fitiavana
Ray be fitia
mahery loatra tsy hay lazaina
maro mpakafy
fa ny zanaka dia ilay Jesosy tia
no navelanao hijaly, sy ory tety


be fitiavana Ianao
be fitiavana Ianao
tsy misy mahasolo koa
ireo izay tononkira.serasera.orgvitanao
be fitiavana Ianao
be fitiavana Ianao
dera, laza no atolotro ho Anao tokoa ry Ray

Miankina aminao
ny fiainako ry Ray
eo an-tananao ny fanahiko
hatrizay ka hatramin'izao
ka ny molotro hidera ny anaranao
ny feoko hasandratro fa mahery ianao

Mpihira : MIFI
Mpamaky : 2084
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : groupeMIFI
Tamin'ny : 17/11/2009 08:13:09
ID : 5740

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo