Noelim-pifaliana (Mi'ako Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihoby Anao ny tany tontolo,ry Jesoa
F'Ianao 'lay zanaky ny Ray,manala ny fahotana
Natao hoe Noely yghq ilay andro iray
Izay nahaterahanao
Miantsa Anao avokoa 'zahay
Eto amin'izao tontolo izao...
Noely maminay
Mamy tokoa
Satria fifaliana ho anay
Ianao ry Tsitoha
Ny Anjely hiara-hihoby aminay
Hiara-hihira ho Anao
Jesoa ô,maminay tokoa Ianao...
Ou ou ou ou ou
Ou ou ou ouuh
houuuh ouuuh ouu ouuh
houuuh ouuuh ouu ou ou ouou
Noely maminay
Mamy tokoa
Satria fifaliana ho anay
Ianao ry Tsitoha
Ny Anjely hsuurvdm hiara-hihoby aminay
Hiara-hihira ho Anao
Jesoa ô,maminay tokoa Ianao
Mihoby Anao ny tany tontolo,ry Jesoa
F'Ianao 'lay zanaky ny ewumzsdp Ray,manala ny fahotana
Natao hoe Noely ilay tononkira.serasera.org andro iray
Izay nahaterahanao
Miantsa Anao avokoa 'zahay
Eto amin'izao tontolo izaaaao...
Tianay IANAO...
F'Ianao 'lay zanaky ny Ray,manala ny fahotana
Natao hoe Noely yghq ilay andro iray
Izay nahaterahanao
Miantsa Anao avokoa 'zahay
Eto amin'izao tontolo izao...
Noely maminay
Mamy tokoa
Satria fifaliana ho anay
Ianao ry Tsitoha
Ny Anjely hiara-hihoby aminay
Hiara-hihira ho Anao
Jesoa ô,maminay tokoa Ianao...
Ou ou ou ou ou
Ou ou ou ouuh
houuuh ouuuh ouu ouuh
houuuh ouuuh ouu ou ou ouou
Noely maminay
Mamy tokoa
Satria fifaliana ho anay
Ianao ry Tsitoha
Ny Anjely hsuurvdm hiara-hihoby aminay
Hiara-hihira ho Anao
Jesoa ô,maminay tokoa Ianao
Mihoby Anao ny tany tontolo,ry Jesoa
F'Ianao 'lay zanaky ny ewumzsdp Ray,manala ny fahotana
Natao hoe Noely ilay tononkira.serasera.org andro iray
Izay nahaterahanao
Miantsa Anao avokoa 'zahay
Eto amin'izao tontolo izaaaao...
Tianay IANAO...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mi'ako FideranaVangy : 293
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Yurippe
Daty : 27/02/2025 08:35
