Noelim-pifaliana (Mi'ako Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihoby Anao ny tany tontolo,ry Jesoa
F'Ianao 'lay zanaky ny tononkira.serasera.org Ray,manala ny fahotana
Natao hoe Noely ilay andro iray
Izay nahaterahanao
Miantsa Anao avokoa 'zahay
Eto amin'izao tontolo izao...
Noely maminay
Mamy tokoa
Satria fifaliana ho pvfguka anay
Ianao ry Tsitoha
Ny Anjely hiara-hihoby aminay
Hiara-hihira ho Anao
Jesoa ô,maminay tokoa Ianao...
Ou ou ou ou ou
Ou ou ou ouuh
houuuh ouuuh ouu ouuh
houuuh ouuuh ouu ou ou ouou
Noely maminay
Mamy tokoa
Satria fifaliana sjqqydu ho anay
Ianao ry Tsitoha
Ny Anjely hiara-hihoby aminay
Hiara-hihira ho Anao
Jesoa ô,maminay tokoa Ianao
Mihoby Anao ny tany tontolo,ry Jesoa
F'Ianao vnypm 'lay zanaky ny Ray,manala ny fahotana
Natao hoe Noely ilay andro iray
Izay nahaterahanao
Miantsa Anao avokoa 'zahay
Eto amin'izao tontolo izaaaao...
Tianay IANAO...
F'Ianao 'lay zanaky ny tononkira.serasera.org Ray,manala ny fahotana
Natao hoe Noely ilay andro iray
Izay nahaterahanao
Miantsa Anao avokoa 'zahay
Eto amin'izao tontolo izao...
Noely maminay
Mamy tokoa
Satria fifaliana ho pvfguka anay
Ianao ry Tsitoha
Ny Anjely hiara-hihoby aminay
Hiara-hihira ho Anao
Jesoa ô,maminay tokoa Ianao...
Ou ou ou ou ou
Ou ou ou ouuh
houuuh ouuuh ouu ouuh
houuuh ouuuh ouu ou ou ouou
Noely maminay
Mamy tokoa
Satria fifaliana sjqqydu ho anay
Ianao ry Tsitoha
Ny Anjely hiara-hihoby aminay
Hiara-hihira ho Anao
Jesoa ô,maminay tokoa Ianao
Mihoby Anao ny tany tontolo,ry Jesoa
F'Ianao vnypm 'lay zanaky ny Ray,manala ny fahotana
Natao hoe Noely ilay andro iray
Izay nahaterahanao
Miantsa Anao avokoa 'zahay
Eto amin'izao tontolo izaaaao...
Tianay IANAO...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mi'ako FideranaVisites : 292
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Yurippe
Date : 27/02/2025 08:35
