Miambena (Mi-Ray)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(NIX) :
Tsy lainga na vandivandy arô 'ty hira ry namako
Fa marigny tegna marigna ny raha ho volagniko
Ny hafatra hozakaiko anao rô zoky sy zandriko
Mifohaza, miambena tsara (fa efa ho avy ny Tompo ô)

(TOJO) :
Ovay ny fanao dia handeha ary isika hidera ny Tompo
Hanandratra Avo ny voninahiny, hiara-hanompo
Tsy ho ela zalahy dia higadona indray ilay andro malaza
Koa mifampitaona hiara-hitsena (ny Tompo Mpanjaka)

(LANJA) :
Mahery sy mahagaga zalahy ny Andriamanintsika a
Hatrety an-tany ny fahefana hatrany an-danitra any
Ny dera sy haja, ny voninahitra atolontsika a
Ka andao àry isika hiara-hitsena ny Andriamanintsika a

Refrain (x 2) :
Omany ny fihaviana e (oyah)
F'isika izay mbola tiana e (oyah)
Mifohaza dia miambena e (oyah)
Tonony ny fanekena e (oyah)

(Interlude + animation) :
Hooooooooo Hiiii !
Zay zay zay zay zay zay eh ah !

(Feon-kira) :
Aiza mamany e ! e ! e !
Indreto koa zalahy, abany ndraiky kilonga ah !

(Speech) :
Ie ! e ! e ! e !
Ie ! e ! e ! e !
Raha ho avy ilay andro iray izay tsy fantatra
Inona no ho entina sy ho atolotra
Harena, fananana, voninahitra
Hoentina hitsenana an'Andriamanitra

Izay no efa notadiaviny taminao
F'izao ihany no mba hafatra tiako atao
Miverena, dia mibebaha mbola dieny izao
Izay farany tena farany hanenenanao

(NIX & LANJA) :
Tsy lainga na vandivandy arô 'ty hira ry namako
Fa marigny tegna marigna ny raha ho volagniko
Ny hafatra hozakaiko anao rô zoky sy zandriko
Mifohaza, miambena tsara (fa efa ho avy ny Tompo ô)

(TOJO) :
Ovay ny fanao dia handeha ary isika hidera ny Tompo
Hanandratra Avo ny voninahiny, hiara-hanompo
Tsy ho ela zalahy dia higadona indray ilay andro malaza
Koa mifampitaona hiara-hitsena (ny Tompo Mpanjaka)

(LANJA & NIX miaraka amin'i ALAIN) :
Mahery sy mahagaga zalahy ny Andriamanintsika a
Hatrety an-tany ny fahefana hatrany an-danitra any
Ny dera sy haja, ny voninahitra atolontsika a
Ka andao àry isika hiara-hitsena ny Andriamanintsika a

Refrain (x 2) :
Omany ny fihaviana e (oyah)
F'isika izay mbola tiana e (oyah)
Mifohaza dia miambena e (oyah)
Tonony ny fanekena e (oyah)

(Speech : NIX & LANJA) :
Eh ! Efa ho avy zalahy Jesosy izay ay !
Mivavaha dia miambena fa efa akaiky ny andro hiaviana
Aza matoritory toi !

Refrain (x 2) :
Omany ny fihaviana e (oyah)
F'isika izay mbola tiana e (oyah)
Mifohaza dia miambena e (oyah)
Tonony ny fanekena e (oyah)

Omany ny fihaviana e (oyah)
F'isika izay mbola tiana e (oyah)
Mifohaza dia miambena e (oyah)
Tonony ny fanekena e...

Interlude + Ending...
Groupe MI-RAY (2005) - Auteur / Compositeur : Nirina
Titre : "Miambena" - Chanteurs : ALAIN - LANJA - NIX - TOJO
Danseurs : LANJA - NIX - TOJO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mi-Ray
Vangy : 72
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hagamamytahiana2023
Daty : 15/12/2025 07:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1017