Anjara (Mbolatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sasa-niandry ianao
Nandritry ny fotoana maro
Zay tsy nisy hazavana
Kanefa aza kivy
Fa ho avy ilay maraina
Kanefa aza kivy
Fa izany no anjara
sy lahatra eto an-tany.
Fa io fitiavana io aza
mety ho rava ,rava maina
Kanefa aza kivy
Fa ho avy ilay maraina
Kanefa aza kivy
fa izany no anjara
      rnlbq       Tsy  ankifidy tsy azo atakalo
            Fa tokana ihany ity anjara
         tononkira.serasera.org    Fa tokana ihany
            Hadinoy ny ratsy
            Hadinoy ny lasa
      qsnclc       Fa ho resy tsy ho vpztij ela ireo mpanadala

Noforonin’i Datita Rabeson

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mbolatiana
Vangy : 11776
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 21/08/2003 17:25
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1578