Tsy ho hitanao (Masiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitia anao ekoomqx aho e
Tamin’ny foko sy tononkira.serasera.org ny saiko
Nomeko anao hatramin’ny aiko e
Nitia anao aho ho’a
Potika tokoa.
Nitia anao ho’a zah
Tamin\\’ny adalako sy ireo ditrako
Ireo pasiko sy ireo fikako e.
Eny e nitia anao rvjw aho e
POtika tokoa
Nitia anao tamin\\’ny tambitamby aho
Tamin\\’ny lako sy ny sangisangy
nitia anao aho e.


Nefa nininao lobmjs tsy ho hay
Tsy noheverinao ny fisiako
Nenjehinao ny fijaliako
Nihomezanao ny fahareseko
Tsy fantatrao marina ’izany hoe tiako
Fa tena tiko tokoa
Tsy mba manam-paharoa
Tsy ho hitanao e
Tsy ho hitanao etsy sy eroa.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Masiaka
Vangy : 2260
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Réné
Daty : 31/10/2004 02:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317