Oh ry tiana (Masiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy indray ilay joba vaovao
miaraka amiko ho namako ho tiaviko
izy indray no hasoloko anao
hampitony ity armj fo nilaozanao

Toa vonikazo vao maraina
Mamelona aina ny fahitako azy
anilako eo
Sanatria tsy hanindry andry
fa tena fitia
no iarahanay

Ref:Mafinaritra ohatr’izany ny fiarahanay
Miramirana hatrany, pniwf tsisy gidra na tomany

Ka izy amin’izay ary izao e
ilay joba vaovao
Mambabo ny tononkira.serasera.org foko
Nahafoizako anao
omeko azy lay fitiavako
Izay nahilikilikao snej taloha

Ref:

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Masiaka
Vangy : 2431
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ratina
Daty : 26/05/2005 01:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294