Fanahy Masina (Marinna Lemary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara e, tsara e, tsara e
Tsara tarehy noho ny zanak’olombelona
“Fahasoavana dlhiwgba no naidina tamin’ny molotrao
Izany no nitahian’Andriamanitra anao mandrakizay”
Hosana, hosana, hosana
Masina, masina, masina
Ny foko feno fitiavana
Ho an’ilay Mpanjakanay nafantsika
Hosana, hosana, hosana
Masina, masina, masina
Ny masina rehetra hiantso hoe
Midìna ry Fanahy Masina e
Hosana, hosana, hosana
Masina, masina, masina
Ny foko feno fitiavana
Ho an’ilay Mpanjakanay nafantsika
“Fa toa izao no nitiavan’Andriamanitra izao tontolo izao
Nomeny ny Zanany Lahitokana
Mba tsy ho very tononkira.serasera.org izay rehetra mino Azy
Fa hanana fiainana mandrakizay
Halleloia, misaotra Jesosy o"
Hosana, hosana, hosana
Masina, masina, masina
Ny masina rehetra hiantso hoe
Midìna ry Fanahy Masina ngloht
Midìna ry Fanahy Masina
Midìna ry Fanahy Masina
Amin’ny anaran’ilay nafantsika
Jesosy zanak’Andriamanitra jdqvwshz
Tsara tarehy noho ny zanak’olombelona
“Fahasoavana dlhiwgba no naidina tamin’ny molotrao
Izany no nitahian’Andriamanitra anao mandrakizay”
Hosana, hosana, hosana
Masina, masina, masina
Ny foko feno fitiavana
Ho an’ilay Mpanjakanay nafantsika
Hosana, hosana, hosana
Masina, masina, masina
Ny masina rehetra hiantso hoe
Midìna ry Fanahy Masina e
Hosana, hosana, hosana
Masina, masina, masina
Ny foko feno fitiavana
Ho an’ilay Mpanjakanay nafantsika
“Fa toa izao no nitiavan’Andriamanitra izao tontolo izao
Nomeny ny Zanany Lahitokana
Mba tsy ho very tononkira.serasera.org izay rehetra mino Azy
Fa hanana fiainana mandrakizay
Halleloia, misaotra Jesosy o"
Hosana, hosana, hosana
Masina, masina, masina
Ny masina rehetra hiantso hoe
Midìna ry Fanahy Masina ngloht
Midìna ry Fanahy Masina
Midìna ry Fanahy Masina
Amin’ny anaran’ilay nafantsika
Jesosy zanak’Andriamanitra jdqvwshz
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Marinna LemaryVangy : 2623
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 03/05/2019 00:07
