Fanahy Masina (Marinna Lemary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara e, tsara e, tsara e
Tsara tarehy noho ny zanak’olombelona

“Fahasoavana no naidina tamin’ny molotrao
Izany no nitahian’Andriamanitra anao mandrakizay”

Hosana, hosana, hosana
Masina, masina, masina
Ny foko feno fitiavana
Ho an’ilay Mpanjakanay nafantsika

Hosana, hosana, hosana
Masina, masina, masina
Ny masina rehetra hiantso hoe
Midìna ry Fanahy Masina e

Hosana, hosana, hosana
Masina, masina, masina
Ny foko feno fitiavana
Ho an’ilay Mpanjakanay nafantsika

“Fa toa izao no nitiavan’Andriamanitra izao tontolo izao
Nomeny ny Zanany Lahitokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy
Fa hanana fiainana mandrakizay
Halleloia, misaotra Jesosy o"

Hosana, hosana, hosana
Masina, masina, masina
Ny masina rehetra hiantso hoe
Midìna ry Fanahy Masina

Midìna ry Fanahy Masina
Midìna ry Fanahy Masina
Amin’ny anaran’ilay nafantsika
Jesosy zanak’Andriamanitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Marinna Lemary
Hits : 1921
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 03/05/2019 00:07
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0221