Fitia tsy tanteraka (marcello et Loulou)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
      Tsy tian' ny masoko intsony, ny hahita ny endrikao
      tofoka aho ankehitriny noho izay efa vitanao
      sady zavatra ianao ry noheveriko ho bonaika
      mahay manafin-toetra,mody tsy miraika

         REF:
        Ny hetraketrakao no nandratr'izany foko
        ry tsy mataho-tody ry hany namborahiko
      taewmjbw   nitahiry an'ity foko hatrizay ela izay
     tononkira.serasera.org    norombainao daholo nentinao niolomay

    Avy ao amponao ve ireo teny mamy feno toky
    sa teo ambava teo ihany na tsianjery tamam-boky?
   qtinqh  no nentinao nanangoliana ny fitiavako efa jamba
  xtrecadw   lavo izy ka resena sendra toky rambaramba

   Parole et musique de RASOLOARISON Louis de gonzaque

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : marcello et Loulou
Vangy : 3510
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : marcello
Daty : 28/02/2010 10:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1357