Fitia tsy tanteraka (marcello et Loulou)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Tsy tian' ny masoko intsony, ny hahita ny endrikao
tofoka aho ankehitriny noho izay efa vitanao
sady zavatra ianao ry noheveriko ho bonaika
mahay manafin-toetra,mody tsy miraika
REF:
Ny hetraketrakao no nandratr'izany foko
ry bvvxfldn tsy mataho-tody ry hany namborahiko
opsyy nitahiry an'ity foko hatrizay ela izay
norombainao daholo nentinao niolomay
Avy ao amponao ve ireo teny mamy feno toky
sa teo ambava teo ihany na tsianjery tamam-boky?
no nentinao nanangoliana ny fitiavako efa jamba
gsxlsi lavo izy ka resena sendra toky rambaramba
Parole et musique de RASOLOARISON Louis de gonzaque

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : marcello et LoulouHits : 3509
Likes : 0 Like
Created by : marcello
Date : 28/02/2010 10:50