Malahelo ny foko (Mamina de Tuléar)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bzioi Mamina de toliara-malahelo ny foko
na Dia tsy tiany ravavinao sy ny dadanao zah @ny tsika roa miaraka io anefa mbola mitempo ho anao ihany ny foko ka mba raiso Ary anjakao
anefa any andro iray izay niantsoany kwcdj dadanao ahy ka nobedesiny mafy tononkira.serasera.org zah hoe tsy hiaraka aminao intsony mandrakizay kanefa sarotra amiko ny hanadino zavatra vita tsika hatrizay
malahelo ny foko ka tsy hitako izay atao
ny ranomasoko fuqr sy ny alahelo nilatsaka noho ianao anefa mbola misy fitia mangina ho anao ny ao ao ao am-poko ao
Raha izay fiarahantsika nahafinaritra izay,
Tsy hanadinoako anao na oviana.
Na tsy ho tanteraka aza ireo faniriana
Ny fisianao dia ampy ifaliana.
na Dia tsy eto akaiko mandrakizay ianao

ny ranomasoko sy ny alahelo nilatsaka noho ianao anefa mbola misy fitia mangina ho anao ny ao ao ao am-poko ao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mamina de TuléarVangy : 1148
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Msp prod mozika studio
Daty : 30/08/2022 22:43