Malahelo ny foko (Mamina de Tuléar)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamina de toliara-malahelo ny foko
na Dia tsy tiany ravavinao sy ny dadanao zah @ny tsika roa miaraka io afxorcr anefa mbola mitempo ho anao ihany ny foko ka mba raiso Ary anjakao
anefa any andro iray izay niantsoany dadanao ahy ka nobedesiny mafy zah hoe tsy hiaraka aminao intsony mandrakizay kanefa sarotra amiko ny hanadino zavatra vita tsika hatrizay
malahelo ny foko ka tsy hitako izay atao
ny ranomasoko sy ny alahelo nilatsaka noho ianao anefa mbola misy fitia mangina ho anao ny ao ao ao am-poko ao
Raha izay fiarahantsika nahafinaritra izay,
Tsy hanadinoako anao na oviana.
Na tsy ho tanteraka aza ireo zoefu faniriana
Ny fisianao dia ampy ifaliana.
na Dia tsy eto akaiko mandrakizay ianao

ny ranomasoko sy ny tononkira.serasera.org alahelo nilatsaka noho ianao anefa mbola misy fitia mangina ho anao ny ao ao ao am-poko ao

ny ranomasoko sy ny alahelo nilatsaka noho tkeid ianao anefa mbola misy fitia mangina ho anao ny ao ao ao am-poko ao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mamina de TuléarHits : 1192
Likes : 1 Like
Created by : Msp prod mozika studio
Date : 30/08/2022 22:43