Sambatra (Majeur 7)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika roa no tononkira.serasera.org tafa-tambatra
Dia noho ilay fitiavana
Izaho tia anao
Ianao tia ahy
Izay ilay vsjvakk fo mifankatia
Tsiambaratelonao
Tazomiko mba lndgekxm ho ahy koa
Izay rehetra tianao
Ankafizinao
No mahafaly ahy koa
Fitiavana
Fitiavana ihany
No manambatra ho iray
Ny tianao no tiako hatrany
Eny na ho mandrakizay
Ooo samy sambatra
xaidkp
Dia noho ilay fitiavana
Izaho tia anao
Ianao tia ahy
Izay ilay vsjvakk fo mifankatia
Tsiambaratelonao
Tazomiko mba lndgekxm ho ahy koa
Izay rehetra tianao
Ankafizinao
No mahafaly ahy koa
Fitiavana
Fitiavana ihany
No manambatra ho iray
Ny tianao no tiako hatrany
Eny na ho mandrakizay
Ooo samy sambatra
xaidkp
--------
Rohy:
