Sambatra (Majeur 7)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika roa no tafa-tambatra
Dia noho ulkb ilay fitiavana
Izaho tia runatsqg anao
Ianao veaun tia ahy
Izay tononkira.serasera.org ilay fo mifankatia
Tsiambaratelonao
Tazomiko mba ho ahy koa
Izay rehetra tianao
Ankafizinao
No mahafaly ahy koa

Fitiavana
Fitiavana ihany
No manambatra ho iray
Ny tianao no tiako hatrany
Eny na ho mandrakizay

Ooo samy sambatra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Majeur 7
Hits : 3735
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 03/10/2002 14:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297