Tolory ahy (Ma'IRa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tolory Fahendrena aho mzabs Tompo o!
Anaraka Anao.
Tolory Fahalalana aho Raiko o!
Hanaiky Anao.
-Fa maro loatra,ny sedra eo @fiainako
Fa be loatra,ireo izay tsy fantatro
Anaraka Anao aho,Tompo o!
Izay itondraNao ahy.
Anaiky Anao aho,izay sitraKao.

Tolory Fahendrena aho Tompo o!.....

Anaraka Anao aho,Tompo o!
Izay itondraNao ahy.
Anaiky Anao aho,izay sitraKao.
Ny faniriana!Ray o!ankiniko Aminao.
Ka na oviana,izaho tsy hiala Aminao.

Tolory elzc Fahendrena aho Tompo kzto o!.......

Ny faniriana,Ray o!
Ankiniko Aminao.
Ka na oviana,
Izaho tsy hiala Aminao.

Ny tononkira.serasera.org faniriana ,Ray o!
Dia ny hitoetra Anilanao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ma'IRa
Vangy : 1003
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fitia6
Daty : 12/06/2019 19:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0359