Tolory ahy (Ma'IRa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tolory Fahendrena aho Tompo o!
Anaraka Anao.
Tolory Fahalalana aho Raiko o!
Hanaiky Anao.
-Fa sqrp maro loatra,ny sedra eo @fiainako
Fa be loatra,ireo izay tsy fantatro
Anaraka Anao aho,Tompo o!
Izay itondraNao ahy.
Anaiky Anao aho,izay sitraKao.
Tolory Fahendrena aho Tompo o!.....
Anaraka Anao aho,Tompo o!
Izay itondraNao tutj ahy.
Anaiky Anao aho,izay sitraKao.
Ny faniriana!Ray o!ankiniko Aminao.
Ka eptqneq na oviana,izaho tsy hiala Aminao.
Tolory Fahendrena aho Tompo o!.......
Ny faniriana,Ray o!
Ankiniko Aminao.
Ka na oviana,
Izaho tsy hiala Aminao.
Ny tononkira.serasera.org faniriana ,Ray o!
Dia ny hitoetra Anilanao.
Anaraka Anao.
Tolory Fahalalana aho Raiko o!
Hanaiky Anao.
-Fa sqrp maro loatra,ny sedra eo @fiainako
Fa be loatra,ireo izay tsy fantatro
Anaraka Anao aho,Tompo o!
Izay itondraNao ahy.
Anaiky Anao aho,izay sitraKao.
Tolory Fahendrena aho Tompo o!.....
Anaraka Anao aho,Tompo o!
Izay itondraNao tutj ahy.
Anaiky Anao aho,izay sitraKao.
Ny faniriana!Ray o!ankiniko Aminao.
Ka eptqneq na oviana,izaho tsy hiala Aminao.
Tolory Fahendrena aho Tompo o!.......
Ny faniriana,Ray o!
Ankiniko Aminao.
Ka na oviana,
Izaho tsy hiala Aminao.
Ny tononkira.serasera.org faniriana ,Ray o!
Dia ny hitoetra Anilanao.
--------
Link:
