Ny tena hasambarako (Mahatsangy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tena hasambarako, akaikinareo mianakavy
Ka ny faniriako androany
Ny hahita anareo oymbhux tsirairay avy
Vory lanina eto anio, hiaraka isika hifalifaly
Reo adiady avelao ho any, hiombona feno isika androany
Ho iray!

Ny hahita anareo tsirairay avy

Ny fiainana dia mandalo
Ndao hifankatia raha mbola azo atao
(Ref)
Androany aho, hivoy fifankatiavana fa izay no tsara
Hafanana, fifaliana foana, izay ilay tanjona anio.
Ho fianakaviana, tena iray
Tsy misaratsaraka fa mitambatra indray.
Dia ho sambatra aho manana anareo
Dia tena faly ny foko anio mahita ny endrika anareo
Miramirana ptee sy feno fifaliana rahateo
Izaho maniry ny hitohizan'izao, izao fiarahantsika izao
Haharitra ho mandrakizay, ho iray fo ctoxb saina fanahy

Dia ho sambatra aho fa manana anareo
Moa ve...
Misy...
Tsara...
Mihoatra...
Izany..
Mpianakavy...
Izay...
Mifankatia...
Androany aho, hivoy fifankatiavana tononkira.serasera.org fa izay no tsara

Dia ho sambatra aho fa mahita anareo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahatsangyVangy : 1496
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 09/01/2022 00:16