Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny tena hasambarako (Mahatsangy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tena hasambarako, akaikinareo mianakavy
Ka ny faniriako androany
Ny hahita anareo tsirairay avy
Vory lanina eto anio, hiaraka isika hifalifaly
Reo adiady avelao ho any, hiombona feno isika androany
Ho iray!

Ny fiainana dia mandalo
Ndao hifankatia raha mbola azo atao
(Ref)
Androany aho, hivoy fifankatiavana fa izay no tsara
Hafanana, fifaliana foana, izay efths ilay tanjona anio.
Ho fianakaviana, tena iray
Tsy misaratsaraka fa mitambatra indray.
Dia ho sambatra aho manana anareo
Dia tena faly ny foko anio mahita ny endrika anareo
Miramirana sy feno fifaliana rahateo
Izaho maniry ny hitohizan'izao, izao fiarahantsika nrmb izao
Haharitra tononkira.serasera.org ho mandrakizay, ho iray fo saina fanahy
Ny fiainana dia mandalo
Ndao hifankatia raha mbola azo atao
(Ref)
Androany aho, hivoy fifankatiavana fa izay no pftieow tsara
Hafanana, fifaliana foana, izay ilay tanjona anio.
Ho fianakaviana, tena iray
Tsy misaratsaraka fa mitambatra indray.
Dia ho sambatra aho fa manana anareo
Moa ve...
Misy...
Tsara...
Mihoatra...
Izany..
Mpianakavy...
Izay...
Mifankatia...

Dia ho sambatra aho fa mahita anareo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MahatsangyHits : 1498
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 09/01/2022 00:16