ETO AMPITANDRANO (Mahasina Lalatsangy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eto ampitandrano eto aho
No mibanjina mangina ao antsaina
Ao am-poko manina mahatsiaro anao ry tiana
O ry tiana malahelo anao lalaina
Ao am-poko lalina tsy mety maty
Tsy mety maty na hoviana na vszad hoviana
Nefa mila tsy ahatanty tsy ahatanty
Ny nofinofy anao ry tiana o
Zany endrikao o tononkira.serasera.org ry tiana
Soa lahy ka mahasondriana ahy tiako loatra
Eny tiako hxpuypcu tsotra izao fa tsy mety rava dsvquhs
Voatahiry tena tiako tiako loatra
Ao am-poko lalina...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mahasina LalatsangyVangy : 4328
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rajy
Daty : 22/01/2010 10:20