ETO AMPITANDRANO (Mahasina Lalatsangy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eto ampitandrano eto ahoNo mibanjina mangina ao antsaina
Ao am-poko manina mahatsiaro anao ry tiana
O ry tiana malahelo anao lalaina
Ao am-poko lalina tsy mety maty
Tsy mety maty na hoviana na hoviana
Nefa mila tsy ahatanty tsy ahatanty
Ny nofinofy anao ry tiana o
Zany endrikao o ry tiana
Soa lahy ka mahasondriana ahy tiako loatra
Eny tiako tsotra izao fa tsy mety rava
Voatahiry tena tiako tiako loatra
Ao am-poko lalina...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mahasina LalatsangyVisites : 3845
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rajy
Date : 22/01/2010 10:20