Mena Masoandro (Ma Trehina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ojnyotn Nitselika anefa nahasambatra ahy
Ilay fidinako tany an-tanàna
Fotoana fohy no niarahana
Dia nahenika antsika sy anao
Raketiko an-kira tsy hoadinoko
Ilay tzqcgkkx isika roa teny a Mangoro
Nialokaloka teo ambody Voambia
Nifampiondakondana toa sambatra ery!
Ref: Malaina ery ny hifandao
Satry tsy ho faty masoandro
Irony vorona mody irony
No nampanjombona ny tavanao
Dorehitra mena masoandro
Ny ery andrefan’ny rano
Ny fanala koa efa mahangoly
Ka dia voatery ande hody amin’izay tononkira.serasera.org
Namindra tsy satry ny tongotro
Te hijanona saikatra ihany
Tsy maimbolomaso ianao tomany
Midongy mihanta eo antratrako eo
Namihina ahy ianao dia nanafatra
Malala o! Any aza maditra
Izaho koa namaly am-pitsikiana
Hoe matokia f'izaho efa an-dry
vmufuw A.C: Dimby Natrehina
Ilay fidinako tany an-tanàna
Fotoana fohy no niarahana
Dia nahenika antsika sy anao
Raketiko an-kira tsy hoadinoko
Ilay tzqcgkkx isika roa teny a Mangoro
Nialokaloka teo ambody Voambia
Nifampiondakondana toa sambatra ery!
Ref: Malaina ery ny hifandao
Satry tsy ho faty masoandro
Irony vorona mody irony
No nampanjombona ny tavanao
Dorehitra mena masoandro
Ny ery andrefan’ny rano
Ny fanala koa efa mahangoly
Ka dia voatery ande hody amin’izay tononkira.serasera.org
Namindra tsy satry ny tongotro
Te hijanona saikatra ihany
Tsy maimbolomaso ianao tomany
Midongy mihanta eo antratrako eo
Namihina ahy ianao dia nanafatra
Malala o! Any aza maditra
Izaho koa namaly am-pitsikiana
Hoe matokia f'izaho efa an-dry
vmufuw A.C: Dimby Natrehina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ma TrehinaHits : 1505
Likes : 0 Like
Created by : Fenosou joel
Date : 20/10/2021 16:04
