Izaho sy ianao (M-Z)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nilaozan’olon-tiana ka tomany
ny ranomaso tononkira.serasera.org tsy mijanona ihany
ny alahelo tsy mety zaka
ny heriny tsy hay hotohanana

Refrain: yikvhxa
fijaliana maro samy hafa ireny
ka aoka izaho sy ianao
hiady amin’ireny izaho sy reucxxh ianao
hamafa ranomaso aho, hamafa ny ranomasonao
hampatony ny fonao

lavitry ny tiana ka mahatsiaro
no sisa azo atao
tsiaron’ireo andro niarahana
miandry ny ifankahitana

Refrain:
fijaliana maro samy hafa ireny
ka aoka izaho sy ianao
hiady amin’ireny, izaho sy ianao
hamafa ranomaso aho, hamafa ny raomasonao
hampatony ny fonao

tsapako fa misy ratra am-po
ao anatinao ao
teo ianao nangaihay
Ireo masonao no nanaitra pifm ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : M-Z
Visites : 2425
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 17/10/2007 14:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2078